• Kaominina Marovato Distrikan'i Tsihombe Faritra Androy : Tafakatra 10.000 ariary ny vidin'ny rano iray "bidon" mavo raha hahita, mananontanona indray ny kere...
  • Maherin'ny 30 Ha ny velaran-tany may ao amin'ny Park National Ranomafana Ifanadiana vokatry ny doro ala sy doro tanety, efa ho herinandro izao tsy maty ny afo...
  • Mihatra amin'ny rafim-panjakàna rehetra ny tsindry pôlitika ataon'ny mpitondra saingy tsy mihatra ho an'ireo mpanohana azy tsy manara-dalàna hoy ny filoha lefitra fahafito eo anivon'ny antenimieram-pirenena Siteny Randrianasoloniaiko...
  • Miatra any Los Angeles sy Ventura ankehitriny ny fepetra fampiasa amin'ny tany anaty hamehana noho ny fahamaizana goavana mitranga ao amin'ny faritr'i Pacific Palisades...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...