• Niarahaba sy nirary soa ny filohan'ny CENI teny amin'ny birao fiasany teny alarobia androany ny Arseveka Anglikana vaovao hitantana ny Province Ranomasimbe Indiana, Mgr Rateloson Rakondravelo Gilbert...
  • Misy andro ratsy miforona ao atsinanan'ny Ranomasimbe Indiana. Vinavinaina hitombo hery izy io ka mety ho lasa rivo-doza ny alakamisy vao maraina ary hanambana ny ilany avaratra atsinanana, na afovoany atsinanan'ny nosy kosa izy ny sabotsy izao...
  • Tsy hanara-dia ny firaisan-kina sy ny RMDM tamin'ny antso itambaran'ny mpanohitra ny mpikamban'ny kôlektifan'ny Malagasy Jean Jacques Ratsietison ; efa nisy hoy izy ny famadihana tany aloha tany...
  • Nodimandry androany teo amin'ny faha-96 taonany ny mpanorina ny antoko Front National, Jean Marie Le Pen...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...