Miroso ny fiomanantsika Malagasy amin'ny fandraisana ny fihaonamben'ny Tanora Afrikinina "Youth Connect Africa" andiany faha-8 amin'ny taona 2025...
Nanamafy ny fahavononany hanatsara ny fanaraha-maso ny aretina sy ny fiatrehana ny valan'aretina eto Madagasikara i Etazonia...
Nandresy tamin'ny fifidianana ben'ny tanàna tao Antananarivo renivohitra i Harilala Ramanantsoa avy amin'ny IRMAR, raha ny vokatra navoakan'ny CENI omaly...
Teratany Israelianina miisa 16 no naratra androany voakatry ny tifitra balafomanga nataon'ny mpihoko Houthis avy any Yemen tany Jaffa manakaiky an'i Tel Aviv ; Fatina miaramila miisa 503 no naverin'i Rosia tany Ukraine omaly
• Nanentana ny kristianina rehetra, hivavaka sy handini-tena, ny avy eo anivon'ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara, tamin'ny hafatra navoakan'izy ireo ny zoma 26 septambra 2025... • Tontosa ny sabotsy 27 septambra 2025, ny famindrana ny taolambalon'i Mompera Vladimir, izay tany amin'ny Diosezin'i Toamasina, ho ao amin'ny fasan'ny Fikambanana ao Ambohidratrimo Antananarivo... • Notontosaina ny sabotsy 27 septambra 2025 ny fitsofan-drano ny fasana ary ny famindrana ireo pretra sy frefra miisa 13 efa nialoha lalana, teny amin'ny Monasitera Masina Maria Ambohimanjakarano Mahitsy...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.