Nahatsikaritra tsy fanarahan-dalàna sy tsy fahatomombanana samihafa ny KMF/Cnoe tamin'ny fifidianana ben'ny tanàna sy mpanolontsaina ny 11 desambra teo...
Tsy marina ny filazana fa vola-panjakàna no hividianana ny fiara tsy mataho-dalana ho an'ny solombavambahoaka hoy ny filohan'ny Antenimieram-pirenena Tokely Justin...
Hamorona asa mivantana maherin'ny 1 tapitrisa ny tetik'asa izay vita sonia teo amin'ny Ministeran'ny Jono sy ny Toekarena Manga sy ny FAO...
Mitaky ny hisian'ny tetezamita andraisan'ny rehetra anjara any Syrie ny firenena mikambana, eo koa ny fifidianana marina sy malalaka aorian'ny fitondrana tetezamita...
• Namaly ny antso avo nataon'ny Papa Léon XIV ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara, ka nanentana ny vahoaka kristianina rehetra hivavaka sy hifady haninana ho an'ny fandriampahalemana eto Madagasikara sy maneran-tany, ny sabotsy 11 oktobra 2025... • Nanao antso avo hampitsaharana ny ady any Gaza sy nitalaho ny mba hisian'ny fandriampahalemana marina sy maharitra, ny Papa Léon XIV, mialoha ny vavaka Angelus omaly... • Vita sonia ny sabotsy teo ny Fanentanana Apostolika voalohany, nosoratan'ny Papa Léon XIV...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.