• Feno herintaona omaly ny fe-potoam-pitondrana faharaon'ny Filoham-pirenena ankehitriny. Voafehin'ny fitondrana Rajoelina tanteraka ny lafiny pôlitika, hoy ny mpamakafaka Dany Rakotoson...
  • Hivoaka mialoha ny fetin'ny Noely ny vokatra vonjimaika tamin'ny fifidianana Ben'ny Tanàna sy Mpanolotsaina farany teo, hoy ny Filohan'ny CENI. Samy hanana ny fotoana hamoahany izany ny isam-paritany...
  • Hihena 20% ny rotsak'orana hatramin'ny taona 2050, ka misy fiantraikany amin'ny famatsiana rano sy herinaratra izany. Nasongadina izany tamin'ny fanokafana ny taom-pambolen-kazo tany Andekaleka...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...