Nihetsika nanohitra ny voka-pifidianana ny kandidàn'ny fanoherana ao Toamasina ny sabotsy teo. Nisy ny diabe nataon'ireo mpomba azy, sangy noravàn'ny mpitandro ny filaminana...
Nibahana tamin'ny fifidianana farany teo ny fanambazan-javatra ny mpifidy, hoy ny sampana Safidy. Nanao tatitra ny fanaraha-maso nataony izy ireo ny Sabotsy teo...
Nihena ny asa famokarana nataon'ireo orinasa madinika sy salantsalany tato anatin'ny 12 volana farany, noho ny olan'ny angovo hoy ny FIV.MPAMA...
Olona an-jatony no namoy ny ainy tatsy Mayotte, vokatry ny fandalovan'ny rivo-doza Chido. Nahery vaika ny fandalovan'ity rivo-doza ity tany an-toerana...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.