Nizotra am-pilaminana ny fifidianana ben'ny tanàna sy ny mpanolontsaina eny anivon'ny kaominina natao omaly. Am-piandrasana ny vokatra vonjy maika tany amin'ny kaominina misy azy avy ny mpifidy...
Nisaotra ny vahoaka Malagasy nanefa ny adidiny ny filohan'ny CENI Dama Arsène Andrianarisedo. Miantso ny Malagasy hiandry am-pitoniana ny voka-pifidianana izy...
Volamena 13 kg mahery, saika ahondrana an-tsokosoko tany ivelany, no sarona tetsy amin'ny seranam-piaramanidina Ivato omaly. Teratany Malagasy nikasa handray ny sidina ho any Addis Abeba no nitondra ny entana...
Handrasana anio alakamisy ny anaran'izay ho praiministra frantsay handimby an'i Michel Barnier...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.