Vonona amin'ny fifidianana amin'ny alarobia 11 desambra izao ny CENI. Zon'ny olom-pirenena no mifidy, ka antony nanomezana ny didy avy amin'ny Fitsaràna afahana miditra anaty lisi-pifidianana hoy ny filohany, Dama Arsène Andrianarisedo...
Mikisaka haingana miankandrefana ilay andro ratsy miforona atsy amin'ny Ranomasimbe Indiana. Tany amin'ny 1652 km, atsinanan'Antsiranana no misy ny foibeny tamin'ny 10 ora maraina teo ; hivadika ho rivo-doza izy afaka 24 ora...
Miisa 1500 mianadahy ireo tafiditra sy handrafitra ny andiany faha-79 amin'ny mpianatra ho zandary taorian'ny sedra sy ny fifaninana natrehany. Hianatra sy hiofana mandritra ny herintaona ao amin'ny Sekolin'ny Zandary...
• Namaly ny antso avo nataon'ny Papa Léon XIV ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara, ka nanentana ny vahoaka kristianina rehetra hivavaka sy hifady haninana ho an'ny fandriampahalemana eto Madagasikara sy maneran-tany, ny sabotsy 11 oktobra 2025... • Nanao antso avo hampitsaharana ny ady any Gaza sy nitalaho ny mba hisian'ny fandriampahalemana marina sy maharitra, ny Papa Léon XIV, mialoha ny vavaka Angelus omaly... • Vita sonia ny sabotsy teo ny Fanentanana Apostolika voalohany, nosoratan'ny Papa Léon XIV...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.