Namoaka fanambaràna momba ny fiainam-pirenena ny FFKM, taorian'ny fivorian'y Kômity tany Morondava. Mahantra sy ampahantraina ny vahoaka Malagasy maro an'isa hoy ny fanambaràna...
Kitoatoa ny fikarakaràn'ny CENI ny fifidianana Ben'ny Tanàna noho ny resaka "ordonnance" hoy Ramasy, anisan'ireo mpiara-mitantana ny antoko MFM...
Hosokafana any amin'ny Oniversite an'i Fianarantsoa ny lalam-piofanana momba ny tao-tsarintany nomerika. Tanjona ny hampiofanana mpianatra Malagasy eo amin'io sehatra io...
Haverina ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany any Roumanie ; nofoanan'ny Fitsaràna momba ny Lalam-panorenana ny fifidianana fihodinana voalohany ny 24 nôvambra teo...
• Namaly ny antso avo nataon'ny Papa Léon XIV ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara, ka nanentana ny vahoaka kristianina rehetra hivavaka sy hifady haninana ho an'ny fandriampahalemana eto Madagasikara sy maneran-tany, ny sabotsy 11 oktobra 2025... • Nanao antso avo hampitsaharana ny ady any Gaza sy nitalaho ny mba hisian'ny fandriampahalemana marina sy maharitra, ny Papa Léon XIV, mialoha ny vavaka Angelus omaly... • Vita sonia ny sabotsy teo ny Fanentanana Apostolika voalohany, nosoratan'ny Papa Léon XIV...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.