Nitondra fanazavana momba ny hanokafana ny fitrandrahana ataon'ny orinasa Base Toliara, ny Minisitry ny Harena ankibon'ny tany, androany...
Miroso ny fahazoana paik'adim-pirenana vaovao, hiadiana amin'ny kolikoly. Handeha ny fanoratana farany izany, mialoha ny hamoahana azy amin'ny fiandohan'ny taona 2025...
Nampiaka-peo ny ny Kômity Olimpika Malagasy momba ny fiaraha-miasa amin'ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena. Tsy nahazo fanampiana ara-bola ireo filohana federasiôna, efa telo taona izao...
• Nanentana ny kristianina rehetra, hivavaka sy handini-tena, ny avy eo anivon'ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara, tamin'ny hafatra navoakan'izy ireo ny zoma 26 septambra 2025... • Tontosa ny sabotsy 27 septambra 2025, ny famindrana ny taolambalon'i Mompera Vladimir, izay tany amin'ny Diosezin'i Toamasina, ho ao amin'ny fasan'ny Fikambanana ao Ambohidratrimo Antananarivo... • Notontosaina ny sabotsy 27 septambra 2025 ny fitsofan-drano ny fasana ary ny famindrana ireo pretra sy frefra miisa 13 efa nialoha lalana, teny amin'ny Monasitera Masina Maria Ambohimanjakarano Mahitsy...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.