- Tsy hisy ny fampiakarana ny karaman'ny mpiasam-panjakana amin'ny taona 2025. Nahena 10% avokoa ny teti-bolan'ny Minisitera sy ny Andrim-panjakana rehetra, araka ny voarakitry ny LFI 2025...
- Afaka mitondra raharaha amin'ny ambonimbony kokoa ny CENI, raha voaporofo fa misy ireo kandidà mandika lalàna mandritra ny fampielezan-kevitra...
- Tsy mbola misy ahiana amin'ny toetrandro eto Madagasikara aloha, ilay rivodoza Bheki hatramin'izao...