♦ Nahavita ny fihaonana notanterahana teto Madagasikara ireo lehiben'ny fikamban'ny Salezianin'i Don Bosco manerana ny faritr'i Afrika sy Madagasiraka miaraka tamin'ireo solontena isaky ny Province... ♦ Nangataka herinandro indray hamahana ny olan'ny fahatapatapahan'ny herinaratra eto Antananarivo sy ny manodidina ny tale jeneralin'ny orinasa JIRAMA sy ny Ministry ny Angovo sy Akoran'afo... ♦ Nanao hetsika firaisan-kina teny amin'ny fitsaràna tampony Anosy omaly ny sendikan'ny mpitsara, taraiky noho izany ny fanombohan'ny raharaham-pitsaràna ho an'ireo nanan-draharaha... ♦ Mitarika vonjimaika tamin'ny fifidianana filoham-pirenena Amerikanina ny kandidàn'ny repoblikanina Donald Trump...

[audio src="/images/sounds/jma-20241106.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...