♦ Tanterahina anio manerana ny OVEC 120 ny hatsapaky ny laharan'ireo kandidà voatazon'ny voamieram-pirenena mahaleon-tena mikarakara ny fifidianana hiazakazaka amin'ny fifidianana ben'ny tanàna anatin'ny bileta tokana... ♦ Fampidirana anaran'ny mpifidy tsy voasoratra anaty lisi-pifidianana, ireo fangatahana voarain'ny CED alohan'ny 30 novambra ihany no manankery... ♦ Efa vonona ny anam-pamokarana sy ny fitaovam-pamokarana enti-manohana ireo tokantrano hisitraka ny tetik'asa "Ankohonana Miarina" ao Fieferamanga Distrika Arivonimamo... ♦ Andrasana ao Berlin amin'ny sabotsy izao ny fahatongavan'ny filoha Amerikana Joe Biden sy ny Filoha Frantsay Emmanuel Macron, mikasika ny adin'i Ukraine sy Russie...

[audio src="/images/sounds/jma-20241009.mp3" background="#0099ffff"]

Mba ho fanovana marina sy tena izy

“Aza asiana fiatsarambelatsihy ny fitiava-namana. Mankahalà ny ratsy ary miraiketa amin’ny tsara” (Rm 12,9). Hafatry ny Fivondronamben’ny Evekan’i Madagasikara, ho an’ny mpino kristianina katolika, ho an’ny mpitondra fanjakana, ho an’ny tanora Malagasy tsy an-kanavaka, ho an’ny mpiray tanindrazana, ary ho an’ny olona rehetra tsara sitra-po.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...