♦ Hatsaraina sy havaozina ny drafitr'asa mirakitra ny paikady ho an'ny fandintseranana malagasy. Tanterahana eto Antananarivo mandritra ny telo andro nanomboka androany ny atrikasa fakan-kevitra momba izany... ♦ Mihazakazaka manatitra ny antontan-taratasy firotsahan-ko fidiany amin'ny fifidianana Ben'ny Tanàna sy Mpanolotsaina ireo maniry ho kandidà. Roa andro mialoha ny daty farany dia 2.400 mahery ireo efa nametraka ny antontan-taratasiny any amin'ny OVEC amin'ny kaominina 1.281... ♦ Miofana mandritra ny tapa-bolana eny Vontovorona ireo teknisiana sy mpikaroka momba ny aretina tazomoka...

[audio src="/images/sounds/jsr-20240924.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Zoma 7 aogositra 2026

• Tontosa ny 4 sy 5 aogositra ny fihaonana voalohany nataon'ny SCEAM ho fanomanana ny "Fihaonam-ben'ny Eglizy 2028"... •Tanterahana ao Befandriana Atsimo ny JMJ 7 ao amin'ny Diosezin'i Morombe... •Fanehoana fanantenana ny vavaka hoy ny Papa Léon XIV...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...