♦ Mametraka laharana maitso hifandraisana amin'ireo maniry ho kandidà amin'ny fifidianana ben'ny tanàna sy mpanolontsaina amin'ny 11 desambra ho avy izao ny eo anivon'ny CENI. Maromaro amin'ny kandidà no mitaraina amin'ny fikarakarana antontan-taratasy... ♦ Hitondra fampandrosoana ara-toerkarena eto Madagasikara ny fisian'ny sidina mampitohy an'i Dubaï amin'Antananarivo hoy ny filoham-pirenena. Nigadona tetsy amin'ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato omaly tolakandro ny fiaramanidina Boeing 777 misahana izany sidina izany... ♦ Nahazo rariny teny amin'ny fitsaràna ny mpiasan'ny orinasa iray eny Anosizato nanao fitokonana nandritra ny andro maromaro...

[audio src="/images/sounds/jma-20240904.mp3" background="#0099ffff"]

Mba ho fanovana marina sy tena izy

“Aza asiana fiatsarambelatsihy ny fitiava-namana. Mankahalà ny ratsy ary miraiketa amin’ny tsara” (Rm 12,9). Hafatry ny Fivondronamben’ny Evekan’i Madagasikara, ho an’ny mpino kristianina katolika, ho an’ny mpitondra fanjakana, ho an’ny tanora Malagasy tsy an-kanavaka, ho an’ny mpiray tanindrazana, ary ho an’ny olona rehetra tsara sitra-po.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...