♦ Novelabelarina nandritra ny andro fahenina amin'ny Fihaonambe Maneran-tany momba ny Fifandraisan'ny mpiara-belona, ho an'ny Salezianina, tanterahana ao Roma, ny momba ny fanaovan-gazety kirakiraina amin'ny alalan'ny finday na “Mobile journalism”... ♦ Avotry ny mpitandro ny filaminana ireo folo lahy nisy naka an-keriny tao amin'ny Kaominina Ambohibary Vohilena, Distrikan'Anjozorobe. Nijery ny zava-misy tany an-toerana ireo tompon'andraikitra eo anivon'ny Foloalindahy... ♦ Miditra an-tsehatra manohana ny fanatsarana ny lalam-pihariana kafe, ny fandaharan'asa PIC...

[audio src="/images/sounds/jsr-20240806.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...