♦ Tsy fantatra mazava na afaka madiodio tokoa, araka ny filazany, Ramatoa Rommy Voos Randrianarisoa na nisy antony hafa. Tokony hosokafana eto an-toerana ihany koa ny fanadihadiana azy hoy ny Profesora Ralison Roger... ♦ Fanararaotana atao amin'ny mpanjifa ireo fepetra noraisin'ny orinasa JIRAMA ny herinandro teo, hoy ny MCI. Miantso ny tale jeneralin'ny JIRAMA hanafoana izany ity fikambanana mpiaro ny zon'ny mpanjifa ity... ♦ Handaniam-bola hatrany amin'ny 600.000Ariary amin'izao ny ankizy iray, amin'ny fampidirana azy an-tsekoly. Ny 60% amin'ireo ray aman-dreny ihany amin'ny ankapobeny no efa nahavita ny fisoratana anarana...

[audio src="/images/sounds/jma-20240806.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...