♦ Tsy fantatra mazava, na afaka madiodio tokoa, araka ny filazany, Ramatoa Rommy Voos Randrianarisoa, na nisy antony hafa. Nilaza Ramatoa Fanirisoa Herinaivo, Filohan'ny SMM teo aloha, fa fandroahana voafonja vahiny no azony... ♦ Halatra atao amin'ny mpajifa ireo fepetra nambaran'ny Jirama ny herinandro teo, hoy ny MCI. Miantso ny mpanjifa tsy hanaiky ny fidiran'ny mpiasan'ny Jirama hanapaka jiro any an-trano, ity fikambanana mpiaro ny zon'ny mpanjifa ity...

[audio src="/images/sounds/jsr-20240805.mp3" background="#0099ffff"]

[Vaovao manokana] Alarobia 19 aogositra 2026

Notendren'ny Papa Leon xIV ho Eveka mpanampy ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina i Mompera MARIUSZ KASPERSKI, pretra avy amin'ny Fikambanana Oblats de Marie Immaculée (OMI), Curé ao amin'ny Paroasy Md Eugène de Mazanod, ao Toamasina.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...