♦ Nilamina tamin'ny ankapobeny ny fanombohana ny fanadinam-panjakàna bakalôrea raha ny akon'ny vaovao voaray avy any amin'ny Faritra ny tapak'andro maraina teo... ♦ Renim-pianakaviana iray sy ny sakaizany no namono nahafaty ny zanany vao roa taona monja tao amin'ny Fokontany Ambovobiriky any amin'ny Distrika Mampikony...  ♦ Dimy volana teo izao no nihato ny famoahan'ny CENTRE IMMATRICULATEUR DE MADAGASCAR etsy Ambohidahy ny fahazoan-dalana hamily fiara "biométrique"... ♦ Tsara toerana handimby an'i Joe Biden no sady efa notendreny hisolo azy ho kandidàn'ny antoko Demôkraty ny filoha lefitra KAMALA Harris...

[audio src="/images/sounds/jmi-20240722.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...