♦ Fanakorontanana miseho mandritra ny fanadinam-panjakàna BEPC : Mpampianatra iray sy mpianatra miisa 18 mianadahy tra-tehaka tamin'ny fandikana laza adina Matematika tany amin'ny Faritra Sofia... ♦ Mbola ambany ny tahan'ny fampidiran-ketra avy amin'ireo mpandraharaha ho antsika eto Madagasikara raha mitaha amin'ireo firenena hafa aty Afrika, tsy misy afa-tsy 11% mantsy izany... ♦ Ambony ny herijika afahana mandray ny lalao fifanitsanana hiadiana ny tompon-dakan'i Afrika na ny CAN eny amin'ny Kianjan'i Barea Mahamasina ny volana septambra izao hoy ny Filohan'ny Federasiôna Malagasy ny Baolina Kitra...

[audio src="/images/sounds/jmi-20240703.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...