♦ Nitondra fanazavàna ny Ministra delege misahana ny zandarimariam-pirenena sy ny OMC, manoloana ilay famaizan'ny biraon'ny SRMV tany Tsiroanomandidy. Ny 10% amin'ny voka-pifidianana ihany no may, saingy efa vita fikirakirana nialoha... ♦ Nisy ny fividianana safidm-bahoaka miharihary tao amin'ny disitrikan'i Toliara voalohany, nialoha sy nandritra ny androm-pifidianana, hoy ireo kandidà 4 amin'ny 7, any an-toerana. Nanao fanambaràna miaraka izy ireo omaly... ♦ Miroso ny asa fanamboarana lay lalam-be migodàna manomboka eo Talata-volonondry mankany Toamasina. Maminavina ny hampitombo avo roa heny ireo tanora malagasy miasa amin'izany ilay orinasa SAMCRETE, miandraikitra ny asa fanamboarana...

[audio src="/images/sounds/jmi-20240603.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...