♦ Nitokona nanomboka omaly ary mandritra ny fotoana tsy voafetra ireo mpianatra nahavita fiofanana tao amin'ny IFIRP... ♦ Misy misandoka ho mpikirakira ny fitaovam-pitarafana na ny radiographie any amin'ny toeram-pitsaboana sasany... ♦ Kely ny erijika hahazon'ny fitondrana ny famatsiam-bola FEC avy amin'ny FMI tahirim-bola iraisam-pirenena, raha ny nambaran'ny mpanao politika Beanjara Paul... ♦ Nilaza ny Hamas androany sabotsy fa handinika ny tolo-kevitr'i Israely mba hanafahana ireo takalon'aina sy hampitsaharana ny fanafihana ataon'Israely any Gaza... ♦ Drone Ukraniana miisa 66 no potiky ny tafika Rosiana alina hifoha androany maraina tany amin'ny faritra atsimon'i Rosia tany Kras Nodar...

[audio src="/images/sounds/jmi-20240427.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...