♦ Manana telo andro handinihana ny antontan-taratasy momba ireo maniry ho kandidà amin'ny fifidianana Solombavam-bahoaka, ny OVEC tsirairay avy manerana ny nosy... ♦ Nisafidy ny tsy ho kandidà amin'ny fifidianana Solombavam-bahoaka ny Depioten'Isandra, Voahanginirina Marie Laurette... ♦ Niverina an-tsekoly nanomboka androany ny mpianatra amin'ny sekoly tsy miankina, hiatrika ny telovolana farany amin'ny taom-pianarana...

[audio src="/images/sounds/jsr-20240408.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Alatsinainy 10 aogositra 2026

• Tontosa omaly ny fanamasinana ho pretra ireo diakra mirahalahy, avy amin'ny Fikambanana Saleziana Don Bosco... • Hotontosaina manomboka ny 16 hatramin'ny 23 aogositra 2026 ny Zaikabe sy ny Fivoriamben'ny Fanilon'i Madagasikara... • Hanatanteraka Famangiana Apostolika any France ny Papa Léon XIV, ny 25 hatramin'ny 28 septambra 2026...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...