♦ Maro ireo hetsika nankalazana ny Taom-baovao Malagasy, na dia andro fiasana aza ny androany... ♦ Misy amin'ireo Solombavam-bahoaka TIM am-perinasa ankehitriny, no tsy tafiditra ho kandidà atolotry ny Firaisankina... ♦ Mitana ny laharana faha-14 amin'ireo firenena maneran-tany, izay ahitana zazavavy miroso amin'ny fanambadiana mialoha ny faha-18 taonany, i Madagasikara...
[audio src="/images/sounds/jsr-20240311.mp3" background="#0099ffff"]