♦ Hahazo vahana aty afovoa-tany sy ny any afovoany atsinanan'ny nosy ny oram-pahavaratra ato anatin'ny roa andro. Misy ireo fampitandremana avy amin'ny Météo, ka mety hiteraka fikorontanan'ny asa aman-draharaha... ♦ Mety hahazo depiote maro an'isa eny Tsimbazaza ny Vovonana Firaisankina, hoy ny mpanao pôlitika Zakahely Boniface. Mila misokatra amin'ireo mety ho kandidà tsy miankina izy ireo... ♦ Noferana ireo teratany vahiny nomena fanomezan-dalana hiasa eto Madagasikara, mba ho fitsinjovana ny Malagasy. Tsy misy afa-tsy 2.200 izy ireo, ho an'ny taona 2023, raha ny tarehimariky ny EDBM...

[audio src="/images/sounds/jsr-20240227.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...