♦ Nosokafana tamin'ny fomba ôfisialy, omaly, ny tranokalam-pifandraisana "Fitsaràna Valio ny Tarainako". Tranokala andraisana ny fitarainan'ny vahoaka momba ny raharaham-panjakàna sy ny zava-misy eny anivon'ny fonja... ♦ Tsy misy afatsy ny fampitomboana ny famokarana sy ny fanenàna ny fanafaran'entana avy an ivelany no hampamari-toerana ny vola malagasy hoy ny filohan'ny FIVMPAMA... ♦ Tsy hamaha olana amin'ny firongatry ny fanolanana ny zaza tsy ampy taona etsy sy eroa hoy Ramatoa Isabelle Delatre, lehiben'ny delegasiônan'ny vondrona eraopeana ny famosirana ara-tsimika... ♦ Mety hisy ny tsirim-panantenana hihatoan'ny ady eo amin'ny Israeliana sy ny Palestiniana hoy ny filoha amerikana Joe Biden...

[audio src="/images/sounds/jmi-20240227.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...