♦ Efa tomefy mpitandro ny filaminana indray ny eny amin'ny kianjan'ny 13 mey nanomboka ny maraina teo. Heverina fa hanakana ireo mpanao fihetsiketsehana izy ireo, raha misy ny fikasàn'ireo mpanara-dia ny vondron'ny kandidà, hiditra eny an-toerana... ♦ Nanitsakitsaka ny Lalam-panorenana indray ny HCC tamin'ny fanapahana navoakany, nanendry ny Jeneraly Richard Ravalomanana ho filoham-panjakàna hoy ny VHT. Nambaran'ny antoko fa niverina tamin'ny didy navoakany izay ambara fa tsy azo ivalozana ireo mpikambana ao... ♦ Mbola tsy tomombana araka ny tokony ho izy ny firosoana amin'ny fanavaozana amin'ny rafi-pampianarana hoy ny tale nasiônalin'ny fanabeazana katôlika hoy Mômpera Jules Ranaivoson....

[Miara-dàlana] Alatsinainy 25 nôvambra 2024

  • Samy nanana ny nanamarihana ny Andro maneratan-tany ho an'ny Tanora ny isan-diôsezy, ny isan-distrika ary ny isam-paroasy, omaly Alahadin'i Kristy Mpanjaka...
  • Manao ezaka ho fanatsararana ny kalitaon'ny fanabeazana omena ireo zanaky ny Fiangonana manovo fanabeazana eny amin'ny Sekoly Katôlika ny eto Mdagasikara sy ny any amin'ny Diôsezy. Isan'izany ny eto amin'ny Diôsezin'Antananarivo...
  • Mitoetra ao amin'ny teny marina sy mandaitra ny fahefana maha Mpanjaka an'i Jesoa, hoy ny Papa François tamin'ny fampianarana nataony talohan'ny vavaka Angelus, ny alahady 24 nôvambra 2024...
Tohiny...

Famantarana ny fitiavan'Andriamanitra antsika ny Noely

Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...