♦ Hijoro hanohana ny vondron'ireo kandidà ho Filoham-pirenena, ireo antoko sy vondron'antoko izay nanao fanambarana teny Ilafy, ny maraina teo... ♦ Ain-dehiben'ny firenena ny Fadintseranana, ka tsy mety raha atao takalon'aina amin'ny tsy fitovian-kevitra ara-pôlitika, hoy ny Tale Jeneralin'ny Fadintseranana... ♦ Manamarika amin'ny fomba ôfisialy ny Androm-pirenena ho an'ny Varika ao amin'ny faritra arovana Maromizaha, i Madagasaikara anio...

[Miara-dàlana] Sabotsy 25 oktobra 2025

Notendren’ny Papa Leon XIV ho Eveka mpandimby toerana (évêque coadjuteur) ao amin’ny Arsidiosezin’i Fianarantsoa i Mgr Jean Nicolas Rakotojaona, izay eveka mpanampy ao amin’ny Diosezin’i Morondava, ankehitriny.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...