♦ Malemy avokoa ny andrim-panjakana eto Madagasikara ankehitriny, hoy ny Minisitra teo aloha, ny Jeneraly Tsaranazy Jean Emile... ♦ Tsy feno ireo fepetra hanaovana fifidianana tony sy eken'ny rehetra amin'izao fotoana sy zava-misy eto amin'ny firenena izao, hoy ny sendikà SECES Sampana Antananarivo... ♦ Manao antso avo amin'ny Minisitry ny Asa Vaventy, ny Ben'ny Tanànan'ny Kaominina Ambonivohitra Ambatoboeny, noho ny fahatapahan'ny tetezana any an-toerana...