♦ Efa nanomboka antsasakadiny teo izay, ny diabe ataon'ny vondron'ireo kandidà ho Filoham-pirenena, izay niainga teny amin'ny Rasalama Ampandrana... ♦ Milaza ho voasembantsembana amin'ny hetsika fidinana an-dalambe ataon'ny mpanao pôlitika, ny vovonan'ny mpitantanana ny taxi-moto... ♦ Lehilahy roa no nalefa eny Antanimora, tao aorian'ny fivoizan'izy ireo amin'ny fisian'ny zandary vahiny miasa eny an-kianja...

[Miara-dàlana] Zoma 12 septambra 2025

• Hotanterahana ny 14 hatramin'ny 18 septambra 2025, ny fiofanana iraisam-pirenena ho an'ny pretra aomonie sy ny mpitantana ara-panahy ny skoto aty Afrika... • Mankalaza ny faha-70 taona niorenany ny Masera Fo Madion'i Maria ao Antsiranana... • Hampitambatra sy hampiray ny finoana sy ny antokom-pivavahana, fa tsy hampisara-bazana, hoy ny Papa Léon XIV...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...