♦ Malalaka ny fanaovana pôlitika sy ny famoriam-bahoaka saingy tsy maintsy misy ny fepetra arahina mba hitandroana ny fandriam-pahalemana hoy ny Ministry ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana... ♦ Tsy nisy intsony ny tomban'ezaka momba ny pôlitikam-pirenena teto Madagasikara, taorian'ny nidiran'ny valan'aretina Covid-19 teto amin'ny nosy... ♦ Niisa 8 ireo raharaha voatery namoahana tsy fahafahana mivoaka an'i Madagasikara na ny "IST", araka ny tatitra navoakan'ny PAC omaly... ♦ Hihaona anio ireo Ministry ny raharaham-bahiny avy amin'ny vondrona BRICS, izay ahitana ireo firenena miisa 5 : Brésil, Rosia, Inde, Chine ary Afrika-atsimo...

[Miara-dàlana] Sabotsy 25 oktobra 2025

Notendren’ny Papa Leon XIV ho Eveka mpandimby toerana (évêque coadjuteur) ao amin’ny Arsidiosezin’i Fianarantsoa i Mgr Jean Nicolas Rakotojaona, izay eveka mpanampy ao amin’ny Diosezin’i Morondava, ankehitriny.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...