♦ Manalavitra morontsiraka atsimo andrefana ilay rivodoza Freddy. Nitombo hery ka lasa "Cyclone tropicale" izy androany... ♦ Natomboka tamin'ny dia be niala teny amin'ny kianja mitafo Ankorondrano, ny hetsika nataon'ireo vehivany an-jatony avy amin'ny Faritra 23 manerana ny nosy, vorilanona eto an-drenivohitra, hanamarika ny andron'ny 8 marsa rahampitso... ♦ Nanamfy ny fiaraha-miasa hanohanana ireo vondron'olona an'ny amin'ny faritra atsimon'ny nosy, ho afaka hiatrika ny toe-java-misy any an-toerana, ny PAM sy ny Ministeran'ny Fambolena sy ny Fiompiana...

[Miara-dàlana] Zoma 17 oktobra 2025

• Hampafantarina amin'ny fomba ofisialy ny alahady 9 novambra 2025, ny Baiboly Masina Katolika misy fanazavana... • Manatanteraka fihaonambe maneran-tany any Argentine, ny Lahika Karismatika Orionista... • Loharanon'ny fanantenana sy ny fahafenoana ny fitsanganan'i Kristy ho velona, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fampianarany nandritra ny Audience générale ny alarobia lasa teo...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...