♦ Nanome baiko ny amin'ny hitsirihana ireo fitaovana ampiasain'ireo mpiara-miombon'antoka amin'ny JIRAMA ny Ministry ny Angovo sy ny Akoran'Afo mba hahafahana manatsara ny fifanarahana arak'asa... ♦ Miaina anaty fahasahiranana noho ny fidàngan'ny vidim-piainana ny ankamaroan'ny malagasy ankehitriny ka zary lasa miandrandra ny fanampiana avy amin'ny fikambanana samihafa... ♦ Nampita ny hafatra ho an'ny Governora vaovao ao Amoron'i Mania ny filohan'ny antenimieram-pirenena mba tsy handairan'ny famendrofendroana... ♦ Maherin'ny 20.000 km2 ny velaran-tany voakasik'ilay horohorontany nahery vaika tany Turquie sy Syrie...

[Miara-dàlana] Sabotsy 25 oktobra 2025

Notendren’ny Papa Leon XIV ho Eveka mpandimby toerana (évêque coadjuteur) ao amin’ny Arsidiosezin’i Fianarantsoa i Mgr Jean Nicolas Rakotojaona, izay eveka mpanampy ao amin’ny Diosezin’i Morondava, ankehitriny.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...