♦ Voasazy higadra 30 volana sazy mihatra ny ministry ny serasera teo aloha, Rolly Mercia. Nivoaka androany maraina ny didy momba ilay raharaha nitorian'Andriamatoa Mamy Ravatomanga azy amina raharaham-pitsarana any Frantsa... ♦ Manomboka ny fanamboarana maika ny lalam-pirenena faharoa mankany Toamasina. Ny volan'ny Fanjakana Malagasy anatin'ny RPI no entina hanaovana izany, hoy ny eo anivon'ny Ministeran'ny asa vaventy... ♦ Mbola mitoetra eto Madagasikara ny valanaretina Covid-19, na mihena aza ny isan'ny olona mitondra ny tsimok'aretina. Marary iray indray no namoy ny ainy ny herinandro teo, raha ny tatitry ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka...

[Miara-dàlana] Zoma 29 nôvambra 2024

  • Miomana amin'ny fandraisana ny Eveka vaovao, Mgr Marcellin Randriamamonjy, ny Diôsezin'i Farafangana...
  • Nanatanteraka fihaonambe fanao isan-taona nandritra ny hateloana, ny Vaomiera misahana ny fampanjariana ny Rariny sy ny Fiadanana tao amin'ny Diôsezin'Antsirabe...
  • Torio an-kafaliana ny Evanjely, hoy ny Papa François, tamin'ny fampianarana nataony nandritra ny Audience générale, ny alarobia 27 nôvambra 2024...
Tohiny...

Famantarana ny fitiavan'Andriamanitra antsika ny Noely

Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...