♦ Nanolotra ny datin'ny alakamisy 9 nôvambra 2023, hanaovana ny fihodinana voalohany amin'ny fifidianana izay ho Filoham-pirenena, ny CENI. Hotontosaina ny alarobia 20 desambra 2023 kosa ny fihodinana faharoa... ♦ Nanambara ny Minisitry ny Asa Vaventy teo aloha, Ratsiraka Roland, fa namatsiana ny orinasa Jirama ny vola 600 miliara Ariary, tokony ho nikojakojana ny lalana... ♦ Hapetraka amin'ny faritra miisa fito mbola tsy manana azy ny teboka géodésique. Nosoniavina androany ny fifanaraham-piaraha-miasa teo amin'ny Tetikasa AD2M, ny FNF ary ny FTM...

[Miara-dàlana] Sabotsy 25 oktobra 2025

Notendren’ny Papa Leon XIV ho Eveka mpandimby toerana (évêque coadjuteur) ao amin’ny Arsidiosezin’i Fianarantsoa i Mgr Jean Nicolas Rakotojaona, izay eveka mpanampy ao amin’ny Diosezin’i Morondava, ankehitriny.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...