♦ Manentana ny olom-pirenena handala ny kolontsain'ny fihavanana sy ny fifampiresahana ny Filohan'ny CEM teo aloha Maka Alphonse... ♦ Tompon'antoka amin'ny tsy fandriam-pahalemana misy ankehitriny ny prefet sy ny lehiben'ny distrika hoy Andriamatoa solonavalona Paolo Raholinarivo. Tsy tokony ahilika any amin'ny mpitandro filaminana ny rihatra... ♦ Mampiantrano ny fivoriana ho fanitsiana sy fanatsarana ny paik'ady hitantanana ireo zavaboahary amin'ny fari-dranomasin'i Afrika Atsinanana i Madagasikara. Fihaonana tanterahana eto Antananarivo... ♦ Nanambara ny maha kandidà azy amin'ny fifidianana filoham-pirenena amin'ny taona 2024 i Donald Trump...

[Miara-dàlana] Zoma 18 jolay 2025

• Nanamarika ny andro maneran-tany ho an'ny alahadin'ny ranomasina, ny Arsidiosezin'i Toamasina... • Hotanterahana ny sabotsy 26 jolay 2025 ny “Journée écologique”, karakarain'ny VEF, Diosezin'Antananarivo... • Tsy maintsy misy akony ny antsoantson'ireo iharan'ny herisetra, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ireo mpivahiny masina ortodoksa katolika, ny alakamisy teo...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...