♦ Miandrandra fifidianana mangarahara ny Vondrona Eorôpean amin'ny taona 2023. Tokony araha ireo soso-kevitry ny Vondrona Eorôpean tao aorian'ny fanaraha-maso ny fifidianana tamin'ny 2018, hoy ny Masoivoho vaovao androany... ♦ Nilaza ny tsy hikarakara ny fikaonan-doham-pirenena, izay efa notakiany hatry ny ela, ny RMDM. Mbola nanao antso avo ny avy amin'ny fitondrana izy ireo, mba haniky hidinika amin'ny hery velona rehetra, ho fanavotam-pirenena... ♦ Nanolotra vary milaja 5 taonina ho antsika Malagasy ny fitondram-panjakana indiana...

[Miara-dàlana] Zoma 29 nôvambra 2024

  • Miomana amin'ny fandraisana ny Eveka vaovao, Mgr Marcellin Randriamamonjy, ny Diôsezin'i Farafangana...
  • Nanatanteraka fihaonambe fanao isan-taona nandritra ny hateloana, ny Vaomiera misahana ny fampanjariana ny Rariny sy ny Fiadanana tao amin'ny Diôsezin'Antsirabe...
  • Torio an-kafaliana ny Evanjely, hoy ny Papa François, tamin'ny fampianarana nataony nandritra ny Audience générale, ny alarobia 27 nôvambra 2024...
Tohiny...

Famantarana ny fitiavan'Andriamanitra antsika ny Noely

Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...