♦ Mikaon-doha mandritra ny 03 andro eny Ambohipo ireo pretra, relijiozy, laika ao amin'ny vaomieran'ny fifandraisan'ny mpiara-belona avy amin'ny diosezy 22 eto Madagasikara... ♦ Nitsoaka ny fonja nihazonana azy tao Ambalatavoahangy any Toamasina ny voafonja miisa 03 lahy. Voasambotra ny iray, nifampitadiavana hatramin'ny omaly hariva ny 02 ambiny... ♦ Nidinika ny olana sedrain'ny mpisolo vava eo am-panatanterahana ny asany omaly ny holafitra sy ny ministeran'ny fitsaràna... ♦ Miisa 650.000 mahery ny isan'ny olona matin'ny SIDA tamin'ny taona 2021 araka ny tatitra navoakan'ny OMS. Miisa 1.500.000 mahery ireo mitondra ny tsimok'aretina araka ny fitiliana natao ny 2021...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 6 oktobra 2025

• Namaly ny antso avo nataon'ny Papa Léon XIV ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara, ka nanentana ny vahoaka kristianina rehetra hivavaka sy hifady haninana ho an'ny fandriampahalemana eto Madagasikara sy maneran-tany, ny sabotsy 11 oktobra 2025... • Nanao antso avo hampitsaharana ny ady any Gaza sy nitalaho ny mba hisian'ny fandriampahalemana marina sy maharitra, ny Papa Léon XIV, mialoha ny vavaka Angelus omaly... • Vita sonia ny sabotsy teo ny Fanentanana Apostolika voalohany, nosoratan'ny Papa Léon XIV...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...