♦ Tsy misy afa-tsy fahazoan-dalana mitrandraka harena ankibon'ny tany, miisa 25 sisa no manan-kery raha ho an'ireo mpitrandraka madinika... ♦ Nolanian'ireo Solombavam-bahoaka tamin'ny endriny nasiam-panovana ny lalana mifehy ny fananan-tany, omaly teny Tsimbazaza... ♦ Niray feo, naneho ny firaisan-kinany amin'ireo mpiasan'ny Minisiteran'ny Raharaham-bahiny manao fitokonana, ny Ferasiônin'ny Sendikan'ny Mpiasam-panjakana ambony...