♦ Homarihana amin'ny Faritra 23 eto amin'ny nosy ny fahatsiarovana ny tolom-panafahana nataon'ireo malagasy tia tanindrazana tamin'ny 29 marsa 1947, hiavaka ny fanamarihana ho an'ny eto Antananarivo, Manakara, Moramanga... ♦ Nisavorovoro ny tany Antokazo, 30 km miala an'Ambatondrazaka omaly, Nikasa hamaly faty hanaovana fitsaram-bahoaka, ireo voarohirohy ho namono ilay zazavavy 10 taona ny mponina... ♦ Nisy fihatoana ny famoahana fanamarinam-pahaterahana tao amin'ny boriborin-tany voalohany ny talata lasa teo... 

[Miara-dàlana] Alatsinainy 7 jolay 2025

• Tontosa omaly tany Gdańsk, Pologne ny fanamasinana ho Eveka an'i Mgr Marek Ochlak, Evekan'ny Diosezin'i Fenoarivo Atsinanana... • Hotanterahana any Toamasina ny 2 hatramin'ny 6 aogositra 2025, ny Fihaonambe Nasionalin'ny Ibalita eto Madagasikara... • Tsy sakramenta fanaovam-beloma farany ny Fiangonana ny Sakramentan'ny Fankaherezana, hoy ny Arsevekan'Antananarivo, Mgr Jean de Dieu Raoelison...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...