♦ Hihamafy ny rotsak'orana amin'ny Faritra maro hatramin'ny faran'ny herinandro raha toa ka somary hihena izany ho an'ny Faritra Analamanga ; tsy hisitraka rotsak'orana ny faritra atsimon'ny nosy... ♦ Miato ny fampianarana rehetra amin'ireo sekoly anatin'ny faritra mena sy mavo manerana ny nosy hoy ny MInisteran'ny fanabeazam-pirenena... ♦ Maherin'ny 12.000 ny isan'ny traboina noho ny rano miakatra eto Antananarivo, 2.400 mahery ny trano dibo-drano...

Mba ho fanovana marina sy tena izy

“Aza asiana fiatsarambelatsihy ny fitiava-namana. Mankahalà ny ratsy ary miraiketa amin’ny tsara” (Rm 12,9). Hafatry ny Fivondronamben’ny Evekan’i Madagasikara, ho an’ny mpino kristianina katolika, ho an’ny mpitondra fanjakana, ho an’ny tanora Malagasy tsy an-kanavaka, ho an’ny mpiray tanindrazana, ary ho an’ny olona rehetra tsara sitra-po.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...