♦ Vary 8 gony isanandro no andrahoan-dry masera any Tsivory mba hanampiana ireo olona voakasiky ny kere... ♦ Tsy hilefitra amin'ny fitakiany ny sendikan'ny paramed eto Madagasikara araka ny tapaka tamin'ny filan-kevitra nasiônaly nataony... ♦ tsy nanaiky ny fahareseny tamin'ny fifidianana filoham-pirenena ny kandidàn'ny mpanohitra any Ghana...
♦ Fifidianana Loholona : vokatra avy amin'ny distrika roa sisa no andrasan'ny Ceni dia ho feno tanteraka ny fironan'ny vokatra... ♦ Vidin'ny lavanila : mba tsy hampidina ny vidiny dia tazomina ny fanapahan-kevitra efa noraisina hoy ny Praiministra Ntsay Christian... ♦ Vaksiny PFIZER-BIONTech : vaksiny hiarovana amin'ny coronavirus, nankatoavin'ny fitondrana any Mexique...
♦ Nanomboka tamin'ny 6 ora sy 30minitra hariva teo no namoaka ny fironan'ny voka-pifidianana loholona, natao androany ny Ceni... ♦ Clémence Raharinina, mpanolontsain'ny tanàn'Antananarivo : tsy afa-po tamin'ny didim-pitsarana ka milaza ny hampiakatra ny raharaha... ♦ Diplômasia amerikana : mametraka fahamailona noho ny fisian'ny mpianatra roa, avy any chine, voamarina fa mpitsikilo, mianatra any Etazonia...
♦ Miasa mangiana amin'ny fitakiana ny hamerenana ny Nosy Malagasy ny Vovonana hanarenantsika ny Nosy Malagasy... ♦ Jirama : Tanjona ny hampihenàna ny vola haloa arakaraky ny fandaniana isam-bolana, hampiharina ny fanovàna ny fomba fanasokajiana ny sandan'ny herinaratra manomboka amin'ny taona 2021... ♦ Tetik'asa C-SPEM : Tanora maherin'ny 4.000 tamin'ny distrika miisa 74 no efa nahazo fiofanana fanamboarana arina fandrehatra miaro ny tontolo iainana...
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco