• Hotanterahana any amin'ny Diosezin'i Morondava ny fanokafana ny faha-800 taonan'ny Antsan'ny Zavaboahary, manomboka ny 14 hatramin'ny 16 marsa 2025... • Mankalaza ny faha-10 taonan'ny Encyclique Laudato Si'. Izany no lohahevitry ny Andro Eran-tany ho an'ny MDMK/CVX, izay hiarahan'izy ireo mankalaza ny 25 marsa 2025... • Famantarana ny fanantenana ny fanaovana asa an-tsitrapo eo amin'ny fiaraha-monina ankehitriny izay andevozin'ny lojikan'ny varotra, hoy ny Papa François omaly, tao amin'ny lahatsoratra nomaniny ho an'ireo mpirotsaka an-tsitrapo, nandritra ny fanakalzan'izy ireo ny Jobily...

[Miara-dàlana] Zoma 7 aogositra 2026

• Tontosa ny 4 sy 5 aogositra ny fihaonana voalohany nataon'ny SCEAM ho fanomanana ny "Fihaonam-ben'ny Eglizy 2028"... •Tanterahana ao Befandriana Atsimo ny JMJ 7 ao amin'ny Diosezin'i Morombe... •Fanehoana fanantenana ny vavaka hoy ny Papa Léon XIV...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...