• Hotanterahana ny 28 hatramin'ny 31 aogositra 2025, any amin'ny Diosezin'i Morondava ny Androm-pirenena ho an'ny Lehibe andiany faha-2... • Ankalazaina amin'ity taona 2025 ity ny faha-800 taona namoronan'i Masindahy François ilay atao hoe "Antsan'ny zava-boahary"... • "Tsapako ato am-poko ilay fitahiana izay miafina ao anatin'ny faharefoana". Io no votoatin'ny hafatra sady fampianarana nifampizaranan'ny Ray masina omaly, toy ny fanaony isan'alahady amin'ny vavaka Angelus, na dia any amin'ny hopitaly aza izy...

[Miara-dàlana] Zoma 7 aogositra 2026

• Tontosa ny 4 sy 5 aogositra ny fihaonana voalohany nataon'ny SCEAM ho fanomanana ny "Fihaonam-ben'ny Eglizy 2028"... •Tanterahana ao Befandriana Atsimo ny JMJ 7 ao amin'ny Diosezin'i Morombe... •Fanehoana fanantenana ny vavaka hoy ny Papa Léon XIV...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...