Notanterahana ny 24 hatramin'ny 26 janoary 2025 ny Jobilin'ny fifandraisana maneran-tany, niarahana tamin'ny Papa François tany Roma...
Natomboka tamin'ny fivahiniana masina tany ny 22, ary nifarana ny alahsy 26 janoary 2025, ny fankalazana ny Jobilin'ny fifandraisana ho an'ny teto Madagasikara...
Jereo amin'ny fomba fijery vaovao i Jesoa amin'izao taona masina izao, hoy ny Papa François, tamin'ny fampianarany talohan'ny vavaka Angelus...
• Nanentana ny kristianina rehetra, hivavaka sy handini-tena, ny avy eo anivon'ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara, tamin'ny hafatra navoakan'izy ireo ny zoma 26 septambra 2025... • Tontosa ny sabotsy 27 septambra 2025, ny famindrana ny taolambalon'i Mompera Vladimir, izay tany amin'ny Diosezin'i Toamasina, ho ao amin'ny fasan'ny Fikambanana ao Ambohidratrimo Antananarivo... • Notontosaina ny sabotsy 27 septambra 2025 ny fitsofan-drano ny fasana ary ny famindrana ireo pretra sy frefra miisa 13 efa nialoha lalana, teny amin'ny Monasitera Masina Maria Ambohimanjakarano Mahitsy...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.