♦ Tafapetraka eo amin'ny fiketrahana maha Evekan'ny Diôsezin'i Maintirano azy, i Mgr Clément Herizo Rakotohasimbola... ♦ Torio ao anaty fiombonana sy fahononan-tena amin'ny fiainana ny Evanjely, io no fampianarana nentin'ny Papa François, nandritra ny vavaka Angelus omaly... ♦ Notendren'ny Papa François hisolo tena azy mandritra ireo lanonam-pamaranana ny fivahinianana masina ataon'ny mpino katôlika Okreniana manaraka ny fomba latina, amin'ny 21 jolay 2024, ny Sekreteram-panjakana, ny Kardinaly Pietro Parolin...

[audio src="/images/sounds/mdl-20240715.mp3" background="#0099ffff"]

[Miara-dàlana] Zoma 14 aogositra 2026

• Solontena 37 avy amin'ny diosezy 20 amin'ny 22 no nandray anjara tamin'ny fiofanana momba ny fampiharana ny Eglizy miara-dia... •Nantsoin'ny Ray handray ny valin-kasasarany teo amin'ny faha-89 taonany i P. Baigny Dezy... •Hankalazaina any Jourdanie amin'ny 2030 ny faha-2000 taonan'ny nanaovana Batemy an'i Jesoa...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...