♦ Hanatanteraka fitsidihana any amin'ny Distrikan'i Begavo, eo ambany fiarovan'i Masindahy Luigi Orione, ny 21 mey 2023, i Mgr Donatien Randriamalala, Evekan'ny Diôsezin'Ambanja... ♦ Mankalaza ny faha-60 taonany ny Sekoly Masindahy Josefa Morombe... ♦ Hotontosaina ny 14 mey 2023 ny fanamarihana ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy Katôlika. Mikarakara izany ny avy ao amin'ny FFBKEM...

[audio src="/images/sounds/mdl-20230508.mp3" background="#0099ffff"]

[Vaovao manokana] Alarobia 19 aogositra 2026

Notendren'ny Papa Leon xIV ho Eveka mpanampy ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina i Mompera MARIUSZ KASPERSKI, pretra avy amin'ny Fikambanana Oblats de Marie Immaculée (OMI), Curé ao amin'ny Paroasy Md Eugène de Mazanod, ao Toamasina.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...