25 jolay 2024 — Masindahy Jakôba, Apôstôly — Fety — Izaho no nifidy anareo tao amin’izao tontolo izao, mba handehananareo sy hamokaranareo ary haharetan’ny vokatrareo — Evanjely Masina nosoratan’i Masindahy Matio (Mt. 20, 20-28)
24 jolay 2024 — Alarobia, Herinandro Tsotra fahenina ambin'ny folo Mandavantaona — Raiso amim-pahalemem-panahy ny teny voafafy aminareo, izay mahavonjy ny fanahinareo — Evanjely Masina nosoratan’i Masindahy Matio (Mt. 13, 1-9)
23 jolay 2024 — Talata, Herinandro Tsotra fahenina ambin'ny folo Mandavantaona — Raha misy tia Ahy, dia hitandrina ny teniko izy, ka ho tian’ny Raiko, ary hankao aminy Izahay ka honina ao aminy — Evanjely Masina nosoratan’i Masindahy Matio (Mt. 12, 46-50)
22 jolay 2024 — Masimbavy Maria Madalenina — Fety — Lazao anay, ry Maria, ny hitanao teny an-dàlana. Ny fasan’i Kristy velona no nahitako sy ny voninahitr’Izy tafatsangan-ko velona — Evanjely Masina nosoratan’i Masindahy Joany (Jo 20, 1. 11-18)
Noho ny fetin'ny Noely, Fankalazana manetriketrika ny nahaterahan'i Kristy Mpamonjy an'izao tontolo izao, dia manafatra ary miray soa ho antsika i Mompera Bizimana Innocent, Lehiben'ny Salezianin'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maorisy.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2024 Radio Don Bosco