♦ Niafara tamin'ny fanimbana zavatra sy fandrombana tao amin'ny Oniversiten'Antsiranana, ny hetsiky ny mpianatra alina... ♦ Nanaitra ny mponina teny Ampasanimalo sy ny manodidina ny fipoahana mafy nitranga omaly tokony ho tamin'ny 10 ora maraina... ♦ Mitohy ny fametraham-pialana ataon'ireo tompon'andraiki-panjakana any Etazonia...
♦ Tsy misy indrafo ho an'izay rehetra tompon'andraikitra tamin'ny fanondranana ireo volamena 73,5kg tatra tany Afrika Atsimo... ♦ Tanjona iray no iombonan'ny mpisehatra ara-pôlitika, dia ny fampandrosoana ny firenena, hoy ny filoha Andry Rajoelina... ♦ Mbola miteraka ady hevitra any Etazonia ny fanafihana sy herisetra nitranga tao amin'ny Capitole...
♦ Nambara ofisialy androany ny anaran'izy 12 mianadahy lany ho loholon'i Madagasikara nandritra ny fifidianana natao ny 11 desambra teo. Ny talata 19 janoary izao no hivory voalohany ireo mpikambana vaovao... ♦ Nidina an-dalambe androany ny mpianatry ny ENS tao Antsiranana. Niafara tamin'ny fifandonana tamin'ny mpitandro filaminana izany, nisy ireo mpianatra voasambotra...
♦ Nidina an-dalambe nitaky ny zony ny mpianatry ny ENS ao Ampefiloha. Niditra an-tsehatra nanapoaka baomba mandatsa-dranomaso ny mpitandro filaminana. Telo no voasambotra, naratra ny filohan'ny fikambanan'ny mpianatra... ♦ Toherin'ny filoha amerikana Donald Trump sy ny mpomba azy ny voka-pifidianana filoham-panjakàna ka nahalany an'i Joe Biden. Iray no maty vokatry ny hetsika nataon'izy ireo tao amin'ny foiben'ny kongresy amerikana omaly...
• Nosokafana ny 23 septambra 2025, ny taom-pianarana 2025-2026, ho an'ny Diosezin'Ambanja... • Tsy tapitra eo amin'ny fahafatesana ny tena fiainana, hoy ny Papa Léon XIV, tamin'ny fampianarany momba ny misterin'ny Sabotsy Masina, tamin'ny alarobia lasa teo... • Minisitera tena ilaina, nefa saro-pady, ny fandroahana demony, hoy ny Papa Léon XIV...
Tohiny...I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.
Tohiny...Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.
Tohiny...© 2025 Radio Don Bosco