♦ Hifarana anio ny fivorian'ny Vaomiera Episkôpaly misahana ny Firaisam-pinoana. Anisan'ny voaresaka ny momba ny herinandro fiaraha-mivavaky ny FFKM farany teo... ♦ Tsy ankasitrahan'ireo mponina eny amin'ny 67 Ha Avaratra-Andrefana ny famindrana ireo mpivarotra ao amin'ny Coum, ho eny amin'ny arabe. Maro tamin'izy ireo no tsy afa-nivarotra omaly noho ny tsy fisian'ny toerana...

♦ Mivory eto Antananarivo ny Komity mpanatanteraka ao amin'ny Vaomiera Episkôpaly misahana ny Eokomenisma, eo anivon'ny Fiangonana Katôlika. Fivoriana voalohany amin'ity taona ity, izay hifarana rahampitso... ♦ Nitokana fotodrafitrasa maromaro tany Antsiranana ny Filoham-pirenena mivady. Isan'izany ny Banja, na ny Tranoben'ny kolontsaina sy ny serasera, ny Lycée manara-penitra voalohany eto Madagasikara...

♦ Tokony hiova aorian'ny zoma izao ny filohan'ny Fitsaràna Avo momba ny Lalampanorenana, aorian'ny fahataperan'ny fe-potoam-piasan'Andriamatoa Jean Eric Rakotoarisoa... ♦ Mbola namerina ny tsy maintsy hampiharan'ny Jirama ny "tarif Optima" ny Banky iraisam-pirenena, tamin'ny alalan'ny solontenany... ♦ Efa herin-taona izao no voarirarira tsy nahazo ny karamany ireo mpiasan'ny PMU-Madagascar...

♦ Nanakoako nanerana ny nosy omaly ny fanamarihana ny Andro Eran-tany ho an'ny Vehivavy. Tany Antsiranana ny fanamarihana nasiônaly, notarihan'ny vadin'ny Filoham-pirenena tamin'ny alalan'ny fambolena honko... ♦ Mitaky amin'ny fitondrana malagasy, hanao sonia ny fifanarahana iraisam-pirenena hampiroboroboana ny zon'ny vehivavy ny Filankevi-pirenena momba ny vehivavy eto Madagasikara...

[Miara-dàlana] Zoma 24 oktobra 2025

• Fo sy fanahy no beazina eo amin'ny Sekoly Katolika, hoy i Mgr Mamiarisoa Modeste Randrianifahanana, nandritra ny fanokafana ny Taom-pianaran'ny Fanabeazana sy ny Sekoly Katolika... • Ny fitsanganan'i Jesoa ho velona no manafaka ny alahelo, ary mamerina indray ny hafaliana, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny fampianarany tamin'ny Audience Générale ny alarobia lasa teo...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...